plt_tn/deu/33/12.md

16 lines
633 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; tononkalo fohy ilay tso-drano.
# Ilay malalan'i Yaveh dia mandry fahizay
Eto Mosesy dia maneho an'ireo mpikambana ao amin'ny fokon'i Benjamina. DH: "Ireo izay tian'i Yaveh dia mandy fahizay"
# mandry fahizay
DH: "hipetraka eo amin'izay tsy misy afaka handratra azy"
# monina eo anelanelan'ny sandrin'i Yaveh izy
Ireo mety ho heviny dia 1) Yaveh dia miaro ny fokon'i Benjamina amin'ny fahefany na 2) Yaveh dia mipetraka ao amin'ny faritra havoan'ny fokon'i Benjamina. Amin'ireo dika ireo ireo dia samy midika hoe mikarakara azy ireo Yaveh.