# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely; tononkalo fohy ilay tso-drano. # Ilay malalan'i Yaveh dia mandry fahizay Eto Mosesy dia maneho an'ireo mpikambana ao amin'ny fokon'i Benjamina. DH: "Ireo izay tian'i Yaveh dia mandy fahizay" # mandry fahizay DH: "hipetraka eo amin'izay tsy misy afaka handratra azy" # monina eo anelanelan'ny sandrin'i Yaveh izy Ireo mety ho heviny dia 1) Yaveh dia miaro ny fokon'i Benjamina amin'ny fahefany na 2) Yaveh dia mipetraka ao amin'ny faritra havoan'ny fokon'i Benjamina. Amin'ireo dika ireo ireo dia samy midika hoe mikarakara azy ireo Yaveh.