plt_tn/deu/32/33.md

16 lines
818 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy milaza ny tenin'i Yaveh izy.
# Poizin'ny menarana ny divain'izy ireo ary poizi-mandozaben'ny menarana
Mosesy manohy mampitaha an'ireo fahavalon'ny vahoakan'Israely amin'ireo tangozam-boaloboka izay mamokatra voa misy poizina sy divay. Izany dia midika fa ratsy fanahy ny fahavalon'izy ireo.
# menarana
"bibilava"
# Tsy fikasana miafina notehiriziko ve izany, voaisy tombo-kase tao an-trano fitoeran-drakitro?
Ity fanontaniana ity dia manamafy fa ny fikasan'i Yaveh ho an'ny vahoakan'Israely dia tsiambaratelo voatahiry tahaka ny harena sarobidy. DH: "Fantatro izay nokasaiko ho atao amin'ny vahoaka Israelita sy ny fahavalon'izy ireo, ary nohidiko toy ny anidin'ny olona ny hareny sarobidy ireo fikasana ireo."