plt_tn/deu/32/17.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy manao laha-teny kanto amin'ireo Israelita.
# nanao sorona izy ireo
"nanao sorona ny vahoakan'israely"
# andriamanitra izay vao niseho
Ity dia midika fa vao nianatra momban'ireo andriamanitra ireo ny Israelita.
# ireo razambenareo
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona maro, noho izany dia "ianareo" no ampiasaina.
# Nataonao foana ... rainao ... nohadinoinao ... niteraka anao
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# Nataonao foana ny Vatolampy
Eto Yaveh dia nantsoina hoe ilay vatolampy satria Izy matanjaka sy miaro. DH: "nandao ny fiarovan'i Yaveh ianao"
# ny Vatolampy
Ity dia anarana izay omen'i Mosesy an'i Yaveh, izay, toy ny vatolampy, dia matanjaka sy afaka miaro ny vahoakany. Adikao toy ny tao amin'ny 32:3 ity.
# izay efa tonga rainao ... izay niteraka anao
Ity dia mampitaha an'i Yaveh amin'ny ray sy reny. Izany dia midika fa Yaveh dia nanao azy ireo mba ho velona sy ho firenena.DH: "izay nanao rainao ... izay nanome aina anao"