plt_tn/deu/30/09.md

20 lines
926 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# asan'ny tananao
Eto ny hoe "tanana" dia maneho an'ilay olona mihitsy. DH: "amin'ny asa rehetra ataonao"
# amin'ny vokatry ny tenanao... amin'ny vokatry ny biby fiompinao ... amin'ny vokatry ny taninao
Ireo fehezanteny telo ireo dia fomba fiteny ho an'ny hoe "amin'ny zanaka ... amin'ny zanak'omby ... amin'ny vokatra." MIsy teny mitovy hita ao amin'ny 28:3.
# izay voasoratra
DH: "izay voasoratro"
# amin'ny fo sy fanahinao manontolo
Ity fomba fiteny hoe "amin'ny fonao manontolo" ity dia midika hoe "tanteraka" ary ny hoe "amin'ny fanahinao manontolo" dia midika hoe "amin'ny maha-izy anao rehetra." Ireoo fehezanteny roa ireo dia manana dika mitovy. DH: "amin'ny maha-izy anao rehetra" na "amin'ny tanjakao rehetra." Adikao toy ny tao amin'ny 4:29 ireo teny ireo