# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # asan'ny tananao Eto ny hoe "tanana" dia maneho an'ilay olona mihitsy. DH: "amin'ny asa rehetra ataonao" # amin'ny vokatry ny tenanao... amin'ny vokatry ny biby fiompinao ... amin'ny vokatry ny taninao Ireo fehezanteny telo ireo dia fomba fiteny ho an'ny hoe "amin'ny zanaka ... amin'ny zanak'omby ... amin'ny vokatra." MIsy teny mitovy hita ao amin'ny 28:3. # izay voasoratra DH: "izay voasoratro" # amin'ny fo sy fanahinao manontolo Ity fomba fiteny hoe "amin'ny fonao manontolo" ity dia midika hoe "tanteraka" ary ny hoe "amin'ny fanahinao manontolo" dia midika hoe "amin'ny maha-izy anao rehetra." Ireoo fehezanteny roa ireo dia manana dika mitovy. DH: "amin'ny maha-izy anao rehetra" na "amin'ny tanjakao rehetra." Adikao toy ny tao amin'ny 4:29 ireo teny ireo