plt_tn/deu/25/03.md

24 lines
838 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Mety hanome kapoka efa-polo azy ny mpitsara
"mety hiteny ilay mpitsara fa tokony hikapoka ilay olona meloka in-40 izy ireo"
# saingy tsy afaka mihoatra an'io isa io izy
"saingy tsy afaka hibaiko azy ireo mba hikapoka azy mihoatry ny 40 isa ny mpitsara"
# satria raha manome mihoatra io isa io izy ka mikapoka azy bebe kokoa
"satria raha mibaiko azy ireo mba hikapoka azy mihoatry ny 40 isa ny mpitsara"
# dia ho afa-baraka eo imasonareo ireo Israelita namanareo
DH: "dia hanala baraka ny Israelita namanareo eo anoloan'ny vahoakan'Israely rehetra ny mpitsara"
# afa-baraka eo imasonareo
Eto ny hoe "eo imasonareo" dia maneho izay hitan'izy ireo. DH: "afa-baraka, ary ho hitanareo rehetra izany." Misy teny mitovitovy hita ao amin'ny 1:7.