# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Mety hanome kapoka efa-polo azy ny mpitsara "mety hiteny ilay mpitsara fa tokony hikapoka ilay olona meloka in-40 izy ireo" # saingy tsy afaka mihoatra an'io isa io izy "saingy tsy afaka hibaiko azy ireo mba hikapoka azy mihoatry ny 40 isa ny mpitsara" # satria raha manome mihoatra io isa io izy ka mikapoka azy bebe kokoa "satria raha mibaiko azy ireo mba hikapoka azy mihoatry ny 40 isa ny mpitsara" # dia ho afa-baraka eo imasonareo ireo Israelita namanareo DH: "dia hanala baraka ny Israelita namanareo eo anoloan'ny vahoakan'Israely rehetra ny mpitsara" # afa-baraka eo imasonareo Eto ny hoe "eo imasonareo" dia maneho izay hitan'izy ireo. DH: "afa-baraka, ary ho hitanareo rehetra izany." Misy teny mitovitovy hita ao amin'ny 1:7.