plt_tn/deu/14/03.md

24 lines
719 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Aza mihinana zavatra vetaveta na inona na inona
Ny vahoakan'Israely dia tsy tokony hihinana izay zavatra nolazain'Andriamanitra fa tsy mendrika hohanina.
# ny serfa, ny gazela, ny kapreola
Karazana serfa avokoa ireo. Raha toa ny fiteninao ka tsy manana teny ho an'ireo biby tsirairay ireo dia afaka adika hoe "ireo karazana serfa rehetra" izany.
# ny gazela
Ity dia bibidia manana tongotra mahia izay afaka mihazakazaka mafy. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 12:15.
# kapreola
karazana serfa
# ny pygarga, sy ny antilopa
Karazana antilopa ireo. Raha toa ny fiteninao tsy manana teny ho an'ireo biby tsirairay ireo dia afaka adika hoe "ireo karazana antilopa rehetra" izany.
# pygarga
karazana antilopa