# Aza mihinana zavatra vetaveta na inona na inona Ny vahoakan'Israely dia tsy tokony hihinana izay zavatra nolazain'Andriamanitra fa tsy mendrika hohanina. # ny serfa, ny gazela, ny kapreola Karazana serfa avokoa ireo. Raha toa ny fiteninao ka tsy manana teny ho an'ireo biby tsirairay ireo dia afaka adika hoe "ireo karazana serfa rehetra" izany. # ny gazela Ity dia bibidia manana tongotra mahia izay afaka mihazakazaka mafy. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 12:15. # kapreola karazana serfa # ny pygarga, sy ny antilopa Karazana antilopa ireo. Raha toa ny fiteninao tsy manana teny ho an'ireo biby tsirairay ireo dia afaka adika hoe "ireo karazana antilopa rehetra" izany. # pygarga karazana antilopa