plt_tn/deu/08/09.md

28 lines
643 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# Tany izay hihinananao hanina tsy lany laniana
DH: "tany izay ho feno sakafo ho anao"
# izay handehananao tsy hisy zava-mahory
DH: "izay hahazoanao ny zavatra rehetra ilainao"
# ny vatony dia misy vy
Feno vato ireo vato. Ny vy dia metaly tena mafy izay ampiasaina ho an'ireo sabatra sy angady.
# hiadianao varahina
"hitrandrahana varahina." Ny varahina dia metaly malefaka fanaovana fanaka ao an-tokantrano.
# hihinana ianao ary ho voky
"hahazo sakafo sahaza tsara ianao mandrapahavokinao"
# hisaotra
"hidera"