# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # Tany izay hihinananao hanina tsy lany laniana DH: "tany izay ho feno sakafo ho anao" # izay handehananao tsy hisy zava-mahory DH: "izay hahazoanao ny zavatra rehetra ilainao" # ny vatony dia misy vy Feno vato ireo vato. Ny vy dia metaly tena mafy izay ampiasaina ho an'ireo sabatra sy angady. # hiadianao varahina "hitrandrahana varahina." Ny varahina dia metaly malefaka fanaovana fanaka ao an-tokantrano. # hihinana ianao ary ho voky "hahazo sakafo sahaza tsara ianao mandrapahavokinao" # hisaotra "hidera"