plt_tn/deu/04/35.md

12 lines
566 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# Ianao no nampisehoana ireny zavatra ireny
DH: "Nampisehoan'i Yaveh ireny zavatra ireny ianareo"
# nampandrenesany ... nandre
Mosesy dia miresaka toy ny hoe ireo olona izay noresahany tany an-Tendrombohitra Sinay taona maro lasa ihany ireo olona izay resahany. Ireo olona tany an-tendrombohitra Sinay ankehitriny no razamben'ireo olona izay ilazany ireo zavatra ireo. DH: "nampandrenesany an'ireo razambenao ... nandre ireo razambenao"