# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo. # Ianao no nampisehoana ireny zavatra ireny DH: "Nampisehoan'i Yaveh ireny zavatra ireny ianareo" # nampandrenesany ... nandre Mosesy dia miresaka toy ny hoe ireo olona izay noresahany tany an-Tendrombohitra Sinay taona maro lasa ihany ireo olona izay resahany. Ireo olona tany an-tendrombohitra Sinay ankehitriny no razamben'ireo olona izay ilazany ireo zavatra ireo. DH: "nampandrenesany an'ireo razambenao ... nandre ireo razambenao"