plt_tn/deu/04/15.md

12 lines
293 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakanIsraely.
# Koa mitandrema tsara
Ireo mety ho heviny dia 1) "Koa mila mitandrina tsara amin'ny fomba fihetsikareo ianareo" na 2) "Ambeno tsara ny fanahinareo."
# mba tsy hanimba tena ianareo
"aza manao ny ratsy"