# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakanIsraely. # Koa mitandrema tsara Ireo mety ho heviny dia 1) "Koa mila mitandrina tsara amin'ny fomba fihetsikareo ianareo" na 2) "Ambeno tsara ny fanahinareo." # mba tsy hanimba tena ianareo "aza manao ny ratsy"