plt_tn/dan/11/17.md

32 lines
743 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely.
# Hanomana ny tavany
"nanapa-kevitra"
# ho avy miaraka amin'ny herin'ny fanjakany rehetra
Hilazana ny herin'ny miaramila angamba izany. DH: "tonga miaraka amin'ny herin'ny tafiny rehetra"
# zanaka vavy avy amin'ny vehivavy
Fomba mendrika hilazana ny "vehivavy" izany.
# hanapitra ny avonavony
"hahatonga ny mpanjakan'ny Avaratra hanajanona ny mahampiavonavona azy"
# hahatonga ny fireharehany hivadika ho any aminy ihany
"hahatonga ny mpanjakan'ny Avaratra hiaritra satria niavonavona tamin'ny hafa izy."
# ho liana izy
"ho liana ny mpanjakan'ny Avaratra"
# tsy ho hita izy
Fomba hilazana izany fa ho faty izy. DH: "hanjavona izy" na "ho faty izy"