# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely. # Hanomana ny tavany "nanapa-kevitra" # ho avy miaraka amin'ny herin'ny fanjakany rehetra Hilazana ny herin'ny miaramila angamba izany. DH: "tonga miaraka amin'ny herin'ny tafiny rehetra" # zanaka vavy avy amin'ny vehivavy Fomba mendrika hilazana ny "vehivavy" izany. # hanapitra ny avonavony "hahatonga ny mpanjakan'ny Avaratra hanajanona ny mahampiavonavona azy" # hahatonga ny fireharehany hivadika ho any aminy ihany "hahatonga ny mpanjakan'ny Avaratra hiaritra satria niavonavona tamin'ny hafa izy." # ho liana izy "ho liana ny mpanjakan'ny Avaratra" # tsy ho hita izy Fomba hilazana izany fa ho faty izy. DH: "hanjavona izy" na "ho faty izy"