plt_tn/dan/10/14.md

8 lines
231 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely.
# natodiko tamin'ny tany ny tavako
"Nijery ny tany aho." Mety hoe nanao izany i Daniela mba haneho fanajana mendrika, na hoe satria natahotra izy."