# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely. # natodiko tamin'ny tany ny tavako "Nijery ny tany aho." Mety hoe nanao izany i Daniela mba haneho fanajana mendrika, na hoe satria natahotra izy."