plt_tn/dan/05/13.md

16 lines
756 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary dia nentina teo anatrehan'ny mpanjaka i Daniela
DH: "Ary nentin'izy ireo teo anolohan'ny mpanjaka i Daniela" na "Ary dia nentin'ireo miaramila teo anolohan'ny mpanjaka i Daniela"
# izay nentin'ny raiko niala tao Joda
Amin'ity andian-teny ity dia ny hoe "ray" dia nampiasaina hilazana ireo miaramila rehetra. DH: "izay nentin'ireo miaramilan'ny raiko nivoaka avy tany Joda"
# ny fanahin'ireo andriamanitra
I Beltesazara dia nino fa ny herin'i Davida dia avy tamin'ireo andriamanitra tsy izy izay notompoin'i Nebokadnezara. Jereo hoe ahoana no nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 4:7
# hazavana sy fahazavan-tsaina ary fahendrena tsara dia tsara dia hita ao aminao
DH: "manana fahazavana sy fahazavan-tsaina ary fahendrena tena tsara ianao"