# Ary dia nentina teo anatrehan'ny mpanjaka i Daniela DH: "Ary nentin'izy ireo teo anolohan'ny mpanjaka i Daniela" na "Ary dia nentin'ireo miaramila teo anolohan'ny mpanjaka i Daniela" # izay nentin'ny raiko niala tao Joda Amin'ity andian-teny ity dia ny hoe "ray" dia nampiasaina hilazana ireo miaramila rehetra. DH: "izay nentin'ireo miaramilan'ny raiko nivoaka avy tany Joda" # ny fanahin'ireo andriamanitra I Beltesazara dia nino fa ny herin'i Davida dia avy tamin'ireo andriamanitra tsy izy izay notompoin'i Nebokadnezara. Jereo hoe ahoana no nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 4:7 # hazavana sy fahazavan-tsaina ary fahendrena tsara dia tsara dia hita ao aminao DH: "manana fahazavana sy fahazavan-tsaina ary fahendrena tena tsara ianao"