plt_tn/dan/04/26.md

24 lines
702 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara.
# manjaka ny lanitra
Eto ny hoe "lanitra" dia ilazana an'Andriamanitra izay monina any an-danitra. DH: "Andriamanitra any an-danitra no mpanapaka ny rehetra"
# aoka ny torohevitro ho azo ekena aminao
DH: "mba ekeo ny torohevitro tompoko"
# Mivilia amin'ireo helokao
Eto ny mandà heloka dia lazaina toy ny mivily miala amin'iny. DH: "Mandàva ireo helokao"
# amin'ireo nampahoriana
Io anarana mpamari-toetra io dia ilazana ny olona izay nampahoriana. DH: "ny olona izay nampahoriana"
# izany dia mba ho afaka hihitatra ny fahombiazanao
DH: "Mba hanitatra ny fahombiazanao anie Andriamanitra."