plt_tn/dan/03/21.md

12 lines
321 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# satroka
Ny satroka dia saron-doha natao tamin'ny sarona akanjo.
# lafaoro midedadeda
Inty dia efi-trano lehibe feno afo mahamay. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:6 izany.
# Satria hentitra ny fanarahana ny baikon'ny mpanjaka
DH: "Satria ireo lehilahy dia nanao ara-bakiteny izay nandidian'ny mpanjaka"