# satroka Ny satroka dia saron-doha natao tamin'ny sarona akanjo. # lafaoro midedadeda Inty dia efi-trano lehibe feno afo mahamay. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:6 izany. # Satria hentitra ny fanarahana ny baikon'ny mpanjaka DH: "Satria ireo lehilahy dia nanao ara-bakiteny izay nandidian'ny mpanjaka"