plt_tn/dan/03/15.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# anjomara, sodina,... farara
Zava-maneno ireo. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:3 izany.
# miondrika
Eto ny hoe "miondrika" dia midika hoe "miankohoka haingana"
# hiankohoka
"Ahinjiro ambany amin'ny tany ny tavanareo mba hivavahanareo amin'ny"
# hilamina ny zava-drehetra
"tsy hisy olana intsony" na "ho afaka nyhandeha ianareo"
# sarivongana volamena izay efa namboariko
Izay nataon'ireo lehilahin'i Nebokadnezara ireo izay nolazaina tahaka ny hoe i Nebokadnezara no nanao azy. DH: "Ny sarivongana izay natsangan'ireo lehilahinao."
# hatsipy avy hatrany ao anaty lafaoro midedadeda ianareo
DH: "Hanipy anareo avy hatrany ao anaty lafaoro midedadeda ireo miaramilako."
# lafaoro midedadeda
Inty dia efi-trano lehibe feno afo mahamay. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:6 izany.
# Iza no andriamanitra... an-tanako?
Tsy nanatena valiny ny mpanjaka. Mandrahona ireo telo lahy izy. DH: "Tsy misy andriamanitra afaka hanavotra anareo amin'ny heriko!"
# eo an-tanako
Eto ny hoe "tanana" dia ilazana hery hanasazy. DH: "amin'ny fanasaziako"