# anjomara, sodina,... farara Zava-maneno ireo. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:3 izany. # miondrika Eto ny hoe "miondrika" dia midika hoe "miankohoka haingana" # hiankohoka "Ahinjiro ambany amin'ny tany ny tavanareo mba hivavahanareo amin'ny" # hilamina ny zava-drehetra "tsy hisy olana intsony" na "ho afaka nyhandeha ianareo" # sarivongana volamena izay efa namboariko Izay nataon'ireo lehilahin'i Nebokadnezara ireo izay nolazaina tahaka ny hoe i Nebokadnezara no nanao azy. DH: "Ny sarivongana izay natsangan'ireo lehilahinao." # hatsipy avy hatrany ao anaty lafaoro midedadeda ianareo DH: "Hanipy anareo avy hatrany ao anaty lafaoro midedadeda ireo miaramilako." # lafaoro midedadeda Inty dia efi-trano lehibe feno afo mahamay. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:6 izany. # Iza no andriamanitra... an-tanako? Tsy nanatena valiny ny mpanjaka. Mandrahona ireo telo lahy izy. DH: "Tsy misy andriamanitra afaka hanavotra anareo amin'ny heriko!" # eo an-tanako Eto ny hoe "tanana" dia ilazana hery hanasazy. DH: "amin'ny fanasaziako"