plt_tn/dan/02/21.md

16 lines
486 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto andininy ireto ihany koa dia ampahany amin'ny vavak'i Daniela.
# manala mpanjaka Izy
"manongotra fahefan'ny mpanjaka hanapaka izy"
# mametraka ny mpanjaka eo amin'ireo seza fiandrianany
Ato ny fahatongavana eo amin'ny "seza fiandrianana" dia ilazana ny fanapahana eo amin'ny fanjakana. DH: "hanao mpanjaka vaovao hanapaka eo amin'ireo fanjakan'izy ireo."
# ny hazavana miaina ao aminy
"tonga avy any amin'Andriamanitra ny fahazavana."