# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireto andininy ireto ihany koa dia ampahany amin'ny vavak'i Daniela. # manala mpanjaka Izy "manongotra fahefan'ny mpanjaka hanapaka izy" # mametraka ny mpanjaka eo amin'ireo seza fiandrianany Ato ny fahatongavana eo amin'ny "seza fiandrianana" dia ilazana ny fanapahana eo amin'ny fanjakana. DH: "hanao mpanjaka vaovao hanapaka eo amin'ireo fanjakan'izy ireo." # ny hazavana miaina ao aminy "tonga avy any amin'Andriamanitra ny fahazavana."