plt_tn/col/04/12.md

32 lines
688 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Laodikia sy Hierapolia dia tao amin'ny tanàna akaiky an'i Kolosia.
# Epafra
Epafra dia lehilahy iray izay nitory ny vaovao mahafaly tamin'ny olona tao Kolosia. (Jereo ny 1:7)
# Iray aminareo
"avy amin'ny tanànanareo" na "lehilahy mpiray tanàna aminareo"
# mpanompon'i Kristy Jesosy
"mpianatr'i Kristy Jesosy"
# Mitolona am-bavaka ho anareo foana izy
"mivavaka ho anao hatrany"
# mba hahatanteraka anareo ary hahazo antoka tanteraka
"tokony ho matotra sy mahatoky ianareo"
# mijoro vavolombelona ho azy aho, fa miasa mafy ho anareo izy
"Izaho dia nahita fa miasa mafy ho anareo izy"
# Demasy
mpiara-miasa amin'i Paoly iray hafa io.