# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Laodikia sy Hierapolia dia tao amin'ny tanàna akaiky an'i Kolosia. # Epafra Epafra dia lehilahy iray izay nitory ny vaovao mahafaly tamin'ny olona tao Kolosia. (Jereo ny 1:7) # Iray aminareo "avy amin'ny tanànanareo" na "lehilahy mpiray tanàna aminareo" # mpanompon'i Kristy Jesosy "mpianatr'i Kristy Jesosy" # Mitolona am-bavaka ho anareo foana izy "mivavaka ho anao hatrany" # mba hahatanteraka anareo ary hahazo antoka tanteraka "tokony ho matotra sy mahatoky ianareo" # mijoro vavolombelona ho azy aho, fa miasa mafy ho anareo izy "Izaho dia nahita fa miasa mafy ho anareo izy" # Demasy mpiara-miasa amin'i Paoly iray hafa io.