forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
783 B
Markdown
20 lines
783 B
Markdown
|
# Aristarko
|
||
|
|
||
|
Tany an-tranomaizina niaraka tamin'i Paoly tao Efesosy izy tamin'i Paoly nanoratra taratasy ho an'ireo Kolosiana.
|
||
|
|
||
|
# raha mankany aminareo izy
|
||
|
|
||
|
"raha mankany aminareo i Marka"
|
||
|
|
||
|
# Jesosy ihany koa izay antsoina hoe Josto
|
||
|
|
||
|
Lehilahy izay niara-niasa tamin'i Paoly ihany koa io.
|
||
|
|
||
|
# Ireo avy amin'ny voafora ireo ihany no mpiara-miasa amiko ho an'ny fanjakan'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Paoly eto dia mampiasa ny "famorana" mba hanehoana ireo Jiosy satria, eo ambanin'ny lalàn'ny Testamenta Taloha, ny Jiosy rehetra dia tsy maintsy voafora. DH: "Ireo lehilahy telo ireo ihany no Jiosy mpino miara-miasa amiko mba hitory an'Andriamanitra ho mpanjaka amin'ny alalan'i Kristy Jesosy"
|
||
|
|
||
|
# Ireo avy amin'ny voafora
|
||
|
|
||
|
"Ireo lehilahy ireo- Aristakosy, Marka, ary Josto- izay avy amin'ny voafora"
|