# Aristarko Tany an-tranomaizina niaraka tamin'i Paoly tao Efesosy izy tamin'i Paoly nanoratra taratasy ho an'ireo Kolosiana. # raha mankany aminareo izy "raha mankany aminareo i Marka" # Jesosy ihany koa izay antsoina hoe Josto Lehilahy izay niara-niasa tamin'i Paoly ihany koa io. # Ireo avy amin'ny voafora ireo ihany no mpiara-miasa amiko ho an'ny fanjakan'Andriamanitra Paoly eto dia mampiasa ny "famorana" mba hanehoana ireo Jiosy satria, eo ambanin'ny lalàn'ny Testamenta Taloha, ny Jiosy rehetra dia tsy maintsy voafora. DH: "Ireo lehilahy telo ireo ihany no Jiosy mpino miara-miasa amiko mba hitory an'Andriamanitra ho mpanjaka amin'ny alalan'i Kristy Jesosy" # Ireo avy amin'ny voafora "Ireo lehilahy ireo- Aristakosy, Marka, ary Josto- izay avy amin'ny voafora"