forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
701 B
Markdown
16 lines
701 B
Markdown
|
# amin'ny fihinana na amin'ny fisotroana
|
||
|
|
||
|
Ny lalàn'i Mosesy dia mampiditra izay azon'ny iray hohanina sy sotroina. "fa izay hohaninao sy sotroinao"
|
||
|
|
||
|
# amin'ny andro fety na amin'ny volana vaovao, na amin'ny andro Sabata
|
||
|
|
||
|
Ny lalàn'i Mosesy dia mamaritra ireo andro hankalazana, hiderana, ary hanolorana sorona. "fa ny fomba hankalazanao ireo andron'ny fankalazana na tsinam-bolana na Sabata"
|
||
|
|
||
|
# alok'ireo zavatra ho avy
|
||
|
|
||
|
Ny aloka dia hevitra mivelatry ny bika sy ny toetry ny zavatra iray. Amin'ny fomba mitovy amin'izany, ny fomba ara-pivavahana toy ny lalàn'i Mosesy dia tsy afaka mampiseho afa-tsy ny tena izy amin'i Jesosy Kristy.
|
||
|
|
||
|
# fa ny tena izy dia
|
||
|
|
||
|
ilay zavatra izay mandroaka ny "aloka."
|