# amin'ny fihinana na amin'ny fisotroana Ny lalàn'i Mosesy dia mampiditra izay azon'ny iray hohanina sy sotroina. "fa izay hohaninao sy sotroinao" # amin'ny andro fety na amin'ny volana vaovao, na amin'ny andro Sabata Ny lalàn'i Mosesy dia mamaritra ireo andro hankalazana, hiderana, ary hanolorana sorona. "fa ny fomba hankalazanao ireo andron'ny fankalazana na tsinam-bolana na Sabata" # alok'ireo zavatra ho avy Ny aloka dia hevitra mivelatry ny bika sy ny toetry ny zavatra iray. Amin'ny fomba mitovy amin'izany, ny fomba ara-pivavahana toy ny lalàn'i Mosesy dia tsy afaka mampiseho afa-tsy ny tena izy amin'i Jesosy Kristy. # fa ny tena izy dia ilay zavatra izay mandroaka ny "aloka."