plt_tn/act/28/07.md

16 lines
576 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
eto ny teny hoe "antsika" sy "isika" dia manondro an'i Paoly sy Lioka ary ireo niara-dia taminízy ireo.
# Ary tamin'ny toerana akaiky teo
Ny "ary" eto dia nampiasana mba hampidirana olona vaovao ao amin'ny tantara.
# ehilahy lehiben'ny nosy
Ireo azo handikana azy 1) Mpitarika voaloany ireo olona 2) olona izay tena manan-danja teo amin'ilay nosy, mety noho ny harenany.
# Ny rain'i Poplio dia nararin'ny tazo sy fivalanan-drà
Ity no fanazavana momba ny tantaran'ny rain'i Poblio izay manan-danja tokoa mba hahazoana ny tantara.