# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny eto ny teny hoe "antsika" sy "isika" dia manondro an'i Paoly sy Lioka ary ireo niara-dia taminízy ireo. # Ary tamin'ny toerana akaiky teo Ny "ary" eto dia nampiasana mba hampidirana olona vaovao ao amin'ny tantara. # ehilahy lehiben'ny nosy Ireo azo handikana azy 1) Mpitarika voaloany ireo olona 2) olona izay tena manan-danja teo amin'ilay nosy, mety noho ny harenany. # Ny rain'i Poplio dia nararin'ny tazo sy fivalanan-drà Ity no fanazavana momba ny tantaran'ny rain'i Poblio izay manan-danja tokoa mba hahazoana ny tantara.