plt_tn/act/26/06.md

20 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "ianareo" eto dia manondro ireo olona izay nihaino an'i Paoly.
# mitady ny fampanantenana izay nataon'Andriamanitra tamin'ireo razantsika aho
Izany dia miresaka momba ny fampanantenana toy ny hoe zavatra iray azo tadiavana sy jerena. DH: "Miandry fatratra an'Andriamanitra aho mba hanao izay nampanantenainy ny razambentsika fa ho ataony"
# Fa ity no fampanantenana nantenain'ny fokontsika roambinifolo ho raisina
Ny fehezanteny hoe "ny foko roa ambin'ny folontsika" dia ny olona ao amin'ireo foko ireo. DH: "Izany koa no nandrasan'ireo Jiosy mpiray foko amintsika tany amin'ny foko roa ambin'ny folo"
# nanompo an'Andriamanitra andro aman'alina tokoa izy ireo
Tsy nitsahatra nanompo an'ANdriamanitra na andro na alina.
# Nahoana ianareo no mihevitra fa tsy azo inoana fa manangana ny maty Andriamanitra?
Nametraka io fanontaniana io i Paoly mba hanoherana ireo Jiosy nanatrika teo. Mino izy ireo fa afaka manangana ny maty Andriamanitra saingy tsy nihevitra ny hamelona an'i Jesosy ho velona indray . DH: "ianareo dia tsy tokony hieritreritra fa mahavariana ny fananganan'Andriamanitra ny maty indray."