plt_tn/act/21/07.md

28 lines
731 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no fanombohan'ny fotoanan'i Paoly tany Kaisaria.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "isika" dia manondro an'i Lioka, Paoly, ary ireo izay niara-dia tamin'izy ireo.
# tonga tany Ptolemaisy izahay
Ptolemaisy dia tanàna iray any atsimon'i Tyro, Libanona. Ptolemaika dia andro maoderina Akra ao Isaraely.
# ireo rahalahy
"mpino namana"
# iray tamin'ireo fito
Ny "fito" dia manondro ireo lehilahy voafidy mba hizara sakafo sy hanampy ireo mananotena ao amin'ny 6: 5.
# io lehilahy io
"i Filipo" tao amin'ny andininy faha-8
# nanan-janaka vavy virjiny efatra izay naminany
"zanakavavy virijina efatra izay nandray ary mampianpita ny hafatra avy amin'Andriamanitra"