forked from WA-Catalog/plt_tn
731 B
731 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no fanombohan'ny fotoanan'i Paoly tany Kaisaria.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "isika" dia manondro an'i Lioka, Paoly, ary ireo izay niara-dia tamin'izy ireo.
tonga tany Ptolemaisy izahay
Ptolemaisy dia tanàna iray any atsimon'i Tyro, Libanona. Ptolemaika dia andro maoderina Akra ao Isaraely.
ireo rahalahy
"mpino namana"
iray tamin'ireo fito
Ny "fito" dia manondro ireo lehilahy voafidy mba hizara sakafo sy hanampy ireo mananotena ao amin'ny 6: 5.
io lehilahy io
"i Filipo" tao amin'ny andininy faha-8
nanan-janaka vavy virjiny efatra izay naminany
"zanakavavy virijina efatra izay nandray ary mampianpita ny hafatra avy amin'Andriamanitra"