plt_tn/act/20/17.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Niantso ny loholon'ny fiangonana tany Efesosy i Paoly ary nanomboka niresaka tamin'izy ireo.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy" eto dia manondro an'i Paoly.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "antsika" dia manondro an'i Paoly sy ireo loholona izay niresahany.
# Mileto
Mileto dia seranan-tsambo tany amin'ny faritra andrefan'i Azia Minora teo akaikin'ny reniranon'i Meandera. Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 20:15.
# nanitsahako an'i Asia
Ny "tongotra" eto dia midika ny tenany manontolo. DH: "nidirako tao Azia"
# toy ny ahoana no nandaniako ny fotoanako niaraka taminareo
DH: "ahoana ny fitondran-tenako fony aho niaraka taminareo"
# tamin'ny isan-trano
Nampianatra ny olona tao an-tokantrano maro i Paoly. DH: "ary nampianatra koa aho fony aho tao an-tranonao"
# momba ny fibebahana amin'Andriamanitra sy ny finoana ao amin'ny Jesosy Tompontsika.
DH: "fa mila mibebaka eo anatrehan'Andriamanitra izy ireo ary mino an'i Jesosy Kristy Tompontsika"