# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Niantso ny loholon'ny fiangonana tany Efesosy i Paoly ary nanomboka niresaka tamin'izy ireo. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "izy" eto dia manondro an'i Paoly. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "antsika" dia manondro an'i Paoly sy ireo loholona izay niresahany. # Mileto Mileto dia seranan-tsambo tany amin'ny faritra andrefan'i Azia Minora teo akaikin'ny reniranon'i Meandera. Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 20:15. # nanitsahako an'i Asia Ny "tongotra" eto dia midika ny tenany manontolo. DH: "nidirako tao Azia" # toy ny ahoana no nandaniako ny fotoanako niaraka taminareo DH: "ahoana ny fitondran-tenako fony aho niaraka taminareo" # tamin'ny isan-trano Nampianatra ny olona tao an-tokantrano maro i Paoly. DH: "ary nampianatra koa aho fony aho tao an-tranonao" # momba ny fibebahana amin'Andriamanitra sy ny finoana ao amin'ny Jesosy Tompontsika. DH: "fa mila mibebaka eo anatrehan'Andriamanitra izy ireo ary mino an'i Jesosy Kristy Tompontsika"