plt_tn/act/16/01.md

40 lines
1.4 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Izany dia manohy ny dian'i Paul niaraka tamin'i Silas.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nampidirina tao amin'ny tantara i Timoty ary niaraka tamin'i Paul sy i Silasy. Ny andininy 1 sy 2 dia manome fanazavana momba an'i Timoty.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny voalohany, fahatelo, ary fahefatra amin'ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Timoty. Ny "izy" faharoa dia manondro an'i Paoly
# Derbe
Izany no anaran'ny tanàna tany Azia Minora. Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 14: 5.
# izay nino
Ny teny hoe "ao amin'i Kristy" dia mazava. DH: "izay nino an'i Kristy"
# Izy dia tsara laza tamin'ireo rahalahiny
DH: ": "Niresaka tsara momba azy ireo rahalahy" na "tsara laza teo amin'ireo rahalahy" i Timoty na "Nolazain'ireo rahalahy ny zavatra tsara momba azy"
# tamin'ireo rahalahy
Eto ny "rahalahy" dia manondro ireo mpino. DH: "tamin'ireo mpino"
# ary noforany
Mety ho i Paoly mihitsy no namora an'i Timoty, nefa mety ho olon-kafa koa no namora an'i Timoty.
# noho ireo Jiosy izay teo amin'ireo toerana ireo
"noho ireo Jiosy monina tao amin'ireo faritra izay nandehanan'i Paoly sy Timoty"
# satria fantatr'izy rehetra fa Grika ny rainy
Koa satria tsy voafora ny zanak'ireo grika, dia ho fantatry ny Jiosy fa i Timoty dia tsy noforana, ary mety ho nolavin'izy ireo i Paoly sy i Timoty talohan'ny nandrenesany ny hafatra momba an'i Kristy.