plt_tn/act/14/11.md

40 lines
1.6 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izay nataon'i Paoly
Izany dia manondro ilay fanasitranana nataon'i Paoly tamin'ilay lehilahy nalemy.
# 'Nidina avy any an-danitra ho amintsika ireo andriamanitra
Olona maro no nino fa i Paoly sy i Barnabasy no andriamanitry ny fanompoan-tsampin' izy ireo izay nidina avy any an-danitra. DH: "Nidina avy any an-danitra ho antsika ireo andriamanitra"
# tamin'ny fitenin'ny Lykonia
"tamin'ny fiteny Lykaonianina". Ny olona tao Lystra dia niteny Lykaonianina ary ihany koa Grika.
# amin'ny endrik'olona
Nino ireo olona ireo fa ireo Andriamanitra dia tokony haka ny endrik'izy ireo mba hitovian'izy ireo toy ny olona.
# Niantso an' i Barabasy izy ireo hoe ''Jopitera'
I Jopitera no mpanjaka tamin'ireo andriamanitry ny mpanompo sampy hafa rehetra.
# Paoly ''Merkory'', satria izy no mpandaha-teny
I Merkory no andriamanitry ny mpanompo sampy nitondra hafatra ho an'ny olona avy any amin'ny Jopitera sy ireo andriamanitra hafa.
# Ny mpisoron'i Jopitera , izay ny tempoly dia teo ivelan'ny tanàna, dia nitondra
DH: "Nisy tempoly iray teo ivelan'ny tanàna izay nivavahan'ny olona an'Jopitera. Rehefa nahare ny zavatra nataon'i Paoly sy i Barnabasy tao amin'ny tempoly ilay mpisorona dia nitondra"
# omby sy fehiloha vy
Ireo omby dia hatao sorona. ireo fefiloha kosa dia ho atao satroka eo an-dohan'i Paoly sy i Barnabasy, na hapetraka amin'ireo omby ho atao sorona.
# teo am-bavahady
Ny vavahadin'ireo tanàna matetika natao dia ho toerana fivoriana ho an'ny mponina ao an-tanàna.
# nikasa hanome sorona
"Te hanolotra fanatitra ho an'i Paoly sy i Barnabasy amin'ny maha andriamanitra Jaopetera sy Merkory azy ireo"