plt_tn/act/12/09.md

28 lines
808 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
ny teny hoe "Izy" eto dia manondro an'i Petera. Ny teny hoe "izy" sy "izy ireo" dia miresaka an'i Petera sy ilay anjely.
# Tsy fantany
"Tsy azony"
# izay nataon'ny anjely dia tena izy
DH: "inona marina no tena nataon'ilay anjely"
# Rehefa avy nandalo teo amin'ny mpiambina voalohany sy faharoa izy ireo
Midika izany fa tsy afaka nahita an'i Petera sy ilay anjely ireo miaramila rehefa nandalo. DH: "ireo mpiambina voalohany sy faharoa dia tsy nahita azy ireo rehefa nandalo teo"
# izay mitondra mankany amin'ny tanàna
"nivoaka avy tao am-ponja nankany an-tanàna"
# nisokatra ho azy tamin'izy ireo izany
Ny hoe "ho azy" dia midika fa tsy i Petera na ilay anjely no nanokatra izany.
# nandao azy avy hatrany
"nandao tampoka i Petera" na "nanjavona tampoka"