# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny ny teny hoe "Izy" eto dia manondro an'i Petera. Ny teny hoe "izy" sy "izy ireo" dia miresaka an'i Petera sy ilay anjely. # Tsy fantany "Tsy azony" # izay nataon'ny anjely dia tena izy DH: "inona marina no tena nataon'ilay anjely" # Rehefa avy nandalo teo amin'ny mpiambina voalohany sy faharoa izy ireo Midika izany fa tsy afaka nahita an'i Petera sy ilay anjely ireo miaramila rehefa nandalo. DH: "ireo mpiambina voalohany sy faharoa dia tsy nahita azy ireo rehefa nandalo teo" # izay mitondra mankany amin'ny tanàna "nivoaka avy tao am-ponja nankany an-tanàna" # nisokatra ho azy tamin'izy ireo izany Ny hoe "ho azy" dia midika fa tsy i Petera na ilay anjely no nanokatra izany. # nandao azy avy hatrany "nandao tampoka i Petera" na "nanjavona tampoka"