plt_tn/act/05/38.md

24 lines
845 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Namarana ny resany tamin'ireo mpikambana tao amin'ny filan-kevitra i Gamaliela. Resin'izy ireo ireo Apostoly ary nandidy azy ireo tsy ampianatra momban'i Jesosy ka hamela azy ireo handeha, fa ireo mpianatra dia nanohy nampianara sy nitory.
# manalavira an'ireo lehilahy ireo ary avelao irery izy ireo
Niteny tamin'ireo mpitarika Jiosy i Gamaliela fa tsy hanasazy ireo Apostoly intsony ary tsy hamerina azy ireo any am-ponja.
# fa raha avy amin'ny olona io drafitra na io asa io
raha olona no naminavina izany fikasana na hanao izany asa izany"
# dia ho foana izany
hisy olona handrava izany
# Fa raha avy amin'Andriamanitra
DH: "raha Andriamanitra no naminavina izany fikasana na nandidy ireo lehilahy ireo hanao izany asa izany"
# Dia resy lahatra izy ireo
DH: "resin'i Gamaliela lahatra izy ireo"