forked from WA-Catalog/plt_tn
845 B
845 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Namarana ny resany tamin'ireo mpikambana tao amin'ny filan-kevitra i Gamaliela. Resin'izy ireo ireo Apostoly ary nandidy azy ireo tsy ampianatra momban'i Jesosy ka hamela azy ireo handeha, fa ireo mpianatra dia nanohy nampianara sy nitory.
manalavira an'ireo lehilahy ireo ary avelao irery izy ireo
Niteny tamin'ireo mpitarika Jiosy i Gamaliela fa tsy hanasazy ireo Apostoly intsony ary tsy hamerina azy ireo any am-ponja.
fa raha avy amin'ny olona io drafitra na io asa io
raha olona no naminavina izany fikasana na hanao izany asa izany"
dia ho foana izany
hisy olona handrava izany
Fa raha avy amin'Andriamanitra
DH: "raha Andriamanitra no naminavina izany fikasana na nandidy ireo lehilahy ireo hanao izany asa izany"
Dia resy lahatra izy ireo
DH: "resin'i Gamaliela lahatra izy ireo"