plt_tn/act/03/15.md

24 lines
656 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "izahay" dia miresaka an'i Petera sy Jaona.
# Printsin'ny fiainana
Izany dia manambara an'i Jesosy. ireo mety ho dikany 1) "ilay iray izay manome ny olona fiainana mandrakizay" na 2) "ny mpanapaka ny fiainana."
# Printsy
"Kapiteny" na "mpanorina"
# Ankehitriny
Ny teny "ankehitriny" dia misarika ny sain'ny mpihaino hoany amin'ilay lehilahy malemy.
# noho ny finoana amin'ny anarany
Ny teny "anarany" eto dia maneho an'i Jesosy. Ireo mety handikana azy 1) "satria io lehilahy io dia nino an'i Jesosy" na 2) "satria izaho sy i Jaona dia nino an'i Jesosy"
# nahatonga azy ho mahery
naha sitrana azy