# Fampafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "izahay" dia miresaka an'i Petera sy Jaona. # Printsin'ny fiainana Izany dia manambara an'i Jesosy. ireo mety ho dikany 1) "ilay iray izay manome ny olona fiainana mandrakizay" na 2) "ny mpanapaka ny fiainana." # Printsy "Kapiteny" na "mpanorina" # Ankehitriny Ny teny "ankehitriny" dia misarika ny sain'ny mpihaino hoany amin'ilay lehilahy malemy. # noho ny finoana amin'ny anarany Ny teny "anarany" eto dia maneho an'i Jesosy. Ireo mety handikana azy 1) "satria io lehilahy io dia nino an'i Jesosy" na 2) "satria izaho sy i Jaona dia nino an'i Jesosy" # nahatonga azy ho mahery naha sitrana azy